zay ve?

zay ve?
Là y est certain de mes amis...Lalaniaina en bas à droite et Irina en au à droite, puis en haut à gauche y a dollys et en dessous ya Andry...au milieu y a mon essentiel, Caroline...
# Posté le lundi 09 janvier 2006 18:44
Modifié le mardi 03 juillet 2007 23:36

un gars et une fille?

un gars et une fille?
Là y a Lala et Rija à droite, Domohina et Mamy au milieu et à droite mimi et moi...
# Posté le lundi 09 janvier 2006 18:47

anjeliko, izy no izy

anjeliko, izy no izy
Tononkiran'i Silo...

F'iza loatra 'reto vehivavy be dia be manontany ahy ?
Iza no mety ho akaiky indrindra ? Ka tokana
sipa hanolotra fiainana hanintona ahy
dia hotolorako fanahy malefaka

Izy 'ty vao tonga, 'ty mamonjy, manampy ahy
'lay very saina, malaindaina
toa manahirana ihany fa hoe
hanambady ahy, mba sahisahy
rahoviana angaha no mba ho avy 'lay tena andrasako
tsy avy aiza, tsy avy aiza fa tolotra avy amin'ilay Ray tsitoha
Firy aminareo no handray ity tanako ity
iza aminareo ary no hanaiky ilay fitia
ka hanadino ireo ditrako tety
hitady fahendrena hiaraka amiko,
anjeliko

Izy 'ty vao tonga, 'ty mamonjy, manampy ahy
'lay very saina, malaindaina
toa manahirana ihany raha avy hatrany dia
samy olombelona, no hifamelona
rahoviana angaha no mba ho avy 'lay tena andrasako
'lay fotoana iray hanatrehako ilay mba ho anjarako
Firy aminareo no handray ity tanako ity
iza aminareo ary no hanaiky ilay fitia
ka hanadino ireo ditrako tety
hiaina ampahendrena hiaraka amiko
anjeliko

Olona ihany, fa manam-panahy
Antsoiko hatrany, dia manantona ahy
Hanampy ahy, handrindra ireo feo
Hanoro ahy, hamafa ny teo
Tempoly iray, mitoetra ao anaty
Fitia iray, tsy mety ho faty
Milaza mangiana, ny fifaliana
Mitory fitia, tsy hay ho valiana

Ianao 'lay voatokana ho ahy irery eto an-tany
Ianao 'lay anjely hitondra any ambony any
# Posté le lundi 09 janvier 2006 18:49
Modifié le mardi 03 juillet 2007 23:36

jaky sy giana...

jaky sy giana...
Hira t@ mbola kely...nanamarika satria...

Ny foko efa nivoady
Hiara-dia aminao rahatrizay
Ireo mpankahala tsy mitsaha-mitady
Hampisaraka antsika sy handrava lay
Ny endrikao manazava
Izay alehako hatramin'izao
Ny antsika fo mifangihy lalandava
Ireo mpanenjika antsika ho lao

Avelao hiteny ireo olo-mandrara
Tsy ahoantsika ireny na inona hambara
Avelao hiteny ireo olon-tsy tia e
Satria izaho sy ianao iray hatramin'izao
Aza-manahy
Azy ho azy ny azy

Mamela-pandrika toa fahavalo
Mitsiriritra sa mialona ve ireo
Fitiavako anao tsy mba mety mimalo
Na inon-kitranga na inon-kidona
Fitia voasedra fitia mandra-maty
Ka tsy hilofika na mba hidola
Fitia lalim-paka sy latsaka anaty
Na inon-kitranga na inon-kiseho
# Posté le mardi 10 janvier 2006 05:39

bonané

bonané
ca c t à la fète de tina et vincent pendant le réveillon à paris, on a regarD le discours de chirac au début de la fète, vous me croyez pa? ben moi non plus...et pourtant...
donc là y a Tina en dessous, vincent au milieu et une amie à tina, trè sympa...c t marrant cette fète, trè sympa ac un certain Toky ki me rappelle un certain jean josé...
# Posté le mardi 14 février 2006 05:33